La Profession de Foi donné par le Christ à SL le 15 Janvier 2009
La Profession de Foi de SL en Malagasy
L'Arme divine avec l'Epée : La Profession de Foi que Christ m'a donné le 15 Janvier 2009 : l'Energie de Christ pour la Victoire aux Justes
traduite en Malagasy par Jean-Jacques
JJA à SL : je t'envoi maintenant la traduction de profession de foi
jean jacques
Christ : Nous donnons Notre Bénédiction pour l'oeuvre engagée par Jean-Jacques, pour le Groupe Paysans de Madagascar et son Peuple.
JJA : merci SL
jean jacques
Asan’ny finoana an’i SL
Ianao no hiandraikitra ny fanoratana ny ho avy ary ianao no hiaro izany
Aoka ianao ho ato ampoko (Kristy),aoka hadio ianao sy ho fantatra
Hihaino isan’andro ny teniko ianao
Avy amin’ny heritreritro no hiaingan’ny aingam-panahy ao aminao
Ny finoana ao aminao no hiaro anao @ zavatra ratsy rehetra
Tsy hitsahatra mihitsy ianao @ fanatratrarana ny tanjona Kristy
Hamirapiratra ny Fitiavako avy ao aminao (Kristy)
Ary ny teniko dia ho tonga ao aminao mora foana
Ianao no hampianatra ny olombelona HITIA
Mianara ianao hitazona tsara ny herinao feno hazavana
Inao dia tokony ho ato amiko foana sy ho ato ampoko(kristy)
Mitondra ny adidy lehibe eo an-tsorokao ianao ny asa masinan’i Kristy
Karakarao sy tohano tsara ny tenanao
Ireo Mpampianatra rehetra dia mila anao avokoa,tokony ho afaka ianao
Ny fanampiana dia tanteraka tokoa avy aminay
Ireo fangatahana rehetra dia ho raisina
Ianao no ilay zanaka mamin’ny fo tompo ary homena ny fitiavana lehibe avy aminay
Omena ny ny fitaoavana rehetra ianao ahafahanao milaza ny vaovao mahafaly
Amin’izay ianao dia ho mora hazon’ny olona ny teninao sy ny hafatra rehetra
Ianao dia ao amin’ny herin’i JESOSY izay feno hazavana izay nametraka anao ato ampoko (Kristy)
Nosafidiako ianao satria noho ny maha zanak’i JESOSY anao
Mitoera ianao eny amin’ny avo indrindra ao @ Kristy ary aza midina @ ny zavatra ambany mihitsy
Avy ao aminao no hametrahako ny fanatenana rehetra ho an’ny tany
Ny fanantenako rehetra (kristy)
Tsy ekena mihitsy ny fisalasalana @ asa Kristy
Fahendrena - fitiavan sy hafaliana ary ny finoana
Tazony mafy ny asa finoana ao amponao, mandehana ry mpianatro ary miasà
Christ, chateaulin,15.01.2009
En savoir plus : https://www.clefsdufutur-france-afrique.fr/news/la-profession-de-foi-de-sl-en-malagasy/