Message du Christ pour Madagascar traduit en Malagasy par JJA !

MADAGASIKARA HO AN'I KRISTY - KRISTY HO AN ' I MADAGASIKARA"

 

MADAGASIKARA HO AN'I KRISTY - KRISTY HO AN ' I MADAGASIKARA"

" MADAGASCAR POUR CHRIST - CHRIST POUR MADAGASCAR "

par JJA : Jean-Jacques Andrianaivo

HAFATRA MAIKA AVY @ KRISTY TOMPO   27 Mai 2015

Ho an’ny hoavin’i MADAGASIKARA, ho an’ny tanora,ho an’ireo taranaka rehetra mifandimby.

Avy amin’ny FITIAVANA sy ny  ZAVATRA TENA ILAINA @ FIAINANA.

IALINA NY MIAINA TOY NY VONDRONA IRAY ( Loi de GROUPE)

« RAHA TSY MISY FIRAISANKINA EO @ VAHOAKA DIA TSY MISY NY HOAVY RAHATRIZAY »

 

VAVAKA FAMPIRAISANA  NY VAHOAKA SY NY FIRENENA MALAGASY

Miasa tsy mitsahatra aho miaraka @ fo sy ny saina ary ny zavatra hataoko rehetra

Fantatro fa hanampy ahy ny herin’i  Kristy. Ny herin’i Kristy dia miaraka amin’ny asa hataoko ara-drariny sy marina.

 

Mivavaka aho ho an’ny hoavin’ny fandriampahalemana, ny fampiraisana an’i Madagasikara

Izany dia ho an’ny zanaka   sy ny zanaky ny zanaka rehetra

Fitiavana sy firaisankina , fisaorana lehibe

 

Ho feno hafaliana aho izany dia avy @ planin’ Andriamanitra ho an’i Madagasikara

Izany dia tsy ho voasoratra raha tsy eo izahay, raha tsy mirahina ny vahoaka

Iray ny Malagasy,ny vahoaka eto Madagasikara, izaho izay ao anatin’ny fo masinaan’i Kristy.

 

ITY VAVAKA ITY DIA TOKONY HATAO ISAN’ ANDRO  HO FAMETRAHANA NY FANJAKAN’i KRISTY  eto MADAGASIKARA.

 

«  MADAGASIKARA HO AN’ I KRISTY – KRISTY HO AN’ i MADAGASIKARA »

VAVAKA 2

 

Hitako ny tonjona miaraka @ Kristy : firaisankin’ny Malagasy

Miasa miaraka ho an’ny tanjona aho : ny tsara, ny mendrika, ny marina

Avy @ heriko rehetra, ny saiko, ny fanahiko

Miady mafy aho handresy ny haizina rehetra

Izay mety hanakana ny firaisankina

Mampiombona ny vahoaka ato amiko aho

Miasa ho an’ny hoavin’i Madagasikara aho

Ho an’ny zanaka Malagasy rehetra

 

 

Manangana ny fandiampahalemana sy firaisankina isan’andro aho

Mankatoa ny lalàna  masina ny FITIAVANA AHO

Ny lalàna masina ny FIRAISANKINA ho an’ny vahoaka

Sy ho an’ny vahoaka rehetra eto ambon’ny tany

Izaho dia ohatra tsara eo hanatrehan’ny olona rehetra

Eo hanatrehan’ny vahoaka Malagasy

Eo hanatrehan’i KRISTY,  ilay Andriamanitra tokana

VAVAKA 3

«  MADAGASIKARA DIA TANY NOFIDIN’I KRISTY MANOKANA HAMPISEHONA NY VONIHAHINY NOHO NY FAHENDRENA SY NY TOEM-PANAHY AN’NY MALAGASY »

 

 

Hatsangako ny ampingan’ny hazavana ao @ masoandro fanahy masina Kristy eto Madagasikara

Miaraka @ vondron’ny tantsaha madagasikara

Mandresy ny sakana rehetra aho

Izaho dia FITIAVANA – FIRAISANKINA – HAZAVANA

Famirapiratana eto Madagasikara

Manamafy ny firaisankina ny Malagasy rehetra aho

Manamafy ny fandresen’ny fahazavan’i Kristy eto Madagasikara aho

Indrindra izay mety ho fandemena ny herin’ny hazavana

Fantatro fa tongan y fotoana ny fahamarinana

Izaho dia mpanompon’i KRISTY

Izaho dia mpanompo ny planin’Andriamanitra

Ho an’ny fandriampahaelmana sy ny fitoniana, firindrana

Ho an’i Madagasikara

Ho an’ny vahoaka MALAGASY

VAVAKA 4

Ny heritreritro rehetra dia avy @ herin’i Kristy

Fantatro fa mandresy ny sain’ny olona ny herin’ny fanahy masinan’i Kristy

Fahasoavana sy ny soa lehibe dia ho an’izay marina, ny fitsarana tsy azo hivalozana avy @ Andriamanitra dia ho an’ireo tia tena sy mpandainga

Mankatoa ny lalàn’ny FIRAISANKINA, ny lalàn’ny FITIAVANA

Hijanona ho madio foana aho, ary ny heritreritro dia HAZAVANA ho an’ny FANDRESEN’NY MARINA izay ho tonga hanampy ny vahoaka, ho an’ny  fiainana vaovao eto Madagasikara

Maneho ny fisaorana lehibe ho an’ireo Olomasina sy Anjelin’i Kristy izay manampy sy miasa miaraka amiko hanangana ny fandriampahalemana sy ny rariny eto amin’ny tanindrazako .

Avy amin’ny fahavononako, miasa ho an’ny hoavy marina aho , ho an’ny fanabeazana ho @ firaisankina, ho an’ny fitoniana, ho an’ny lalàna ara-drariny.

Ary ny fanampiana avy amin’ny Fanahy masina dia ho tonga ato amiko : hatsangako ny ampingan’ny fahazavan’i Kristy, izay fiadina masina ho an’ny fandriampahalemana eto Madagasikara .

Miaina ny rivotra avy @ masoandron’i Kristy eto Madagasikara aho, miaraka @ vondrona tantsaha Madagasikara sy ny mpanompon’i JJA eo afovoany : fifandraisasna masina ho an’ny vahoaka Malagasy.

Miteny ny fisaorana lehibe aho miarka amin’ny teny fefno Fitiavana, hamirapiratra aho, hanome ny Foko rehetra ho an’i Kristy,ny fiainako rehetra, ho an’ny hoavy ara-drariny eto Madagasikara.

Raha irey aho, tsy ahavita inona eto, mitambatra @ ireo rahalahiko sy anabaviko aho izay managana ny ampinga hazavan’i Kristy ao @ masoandron’i Kristy eto MADAGASIKARA.

Mandray ny hery matanjaka avy @ Andriamanitra aho satria izaho dia madio tsy miaina intsony ao anaty havi-diso sy fitaka ary tsy tiatena intsony.

Avy amin’ny fahadiovam-po ao @ Malagasy, ny vahoaka malagasy miaraka amiko, ny fahadiovako ( saina, fo) no hananganana ny hoavin’ny fahendrena sy fitoniana.

Avy @ fahavononako dia miombona aho amin’ny HERIN’NY FANAHY MASINA LEHIBE OMEN’I KRISTY ANKEHITRINY,KRISTY ILAY ANDRIAMANITRA LEHIBE SY TOKANA HO AN’NY OLOMBELONA, NY ANJELY IZANY DIA HO AN’NY FANDRIAMPAHALEMANA ETO AMBONY TANY.

EFA ETO MADAGASIKARA NY MPITONDRA TENY SY NY HERIN’I KRISTY, MBA HAMPIOMBONA NY VAHOAKA MALAGASY, NY VAHOAKA MALAGASY IZAY TIA AN’I KRISTY.

HAFALIANA SY FISAORANA !

HASEHOY NY FISAORANA AN’I KRISTY, MIVONONA HIADY HO AN’NY FANDRIAMPAHALEMANA SY FIRAISANKINA HO AN’NY REHETRA

MANANA VINTANA TSARA I MADAGASIKARA SY NY MPONINA AO AMINY, MILA MAMALY IZAO ANTSO AVY @ KRISTY IZAO AINGANA TSY MISY FANGATAHANA ANDRO INTSONY NY VAHOAKA MALAGASY.

HARAO NY LALANA FITIAVANA – NY LALANA FIARIASANKINA


En savoir plus : https://www.clefsdufutur-france-afrique.fr/news/madagasikara-ho-ani-kristy-kristy-ho-an-i-madagasikara/