Traductions de mantrams et d'écrits personnels en Malagasy par JJA
Mantrams en Malagasy et Ecrit de JJA
Jean-Jacques a traduit en Malagasy hier à l'aube des Mantram donnés en 2009 à SL, par MA, tous deux enfants de Jésus. Ces mantrams sont tous mis en pratique. pour tous ! Gratitude à Jean-Jacques qui poursuit en français par "Le Verbe doit prendre chair par les affirmations des hommes".
Vavaka fiarovana
Ny filaminana anaty dia firaisana @ fanahy masina
Ny hafailana sy fahasoavana avy @ FITIAVANA dia fiarovana
OM OM OM
Izao dia ao ampon’i KRISTY
Tsy misy mahasakana ahy @ fiarahako @ fanahy masina ato amiko
Tsy manana tohotra sy ahiahy aho ka mety hanakana ny filaminana ato anatiko
Izao dia fahasoavana sy fanomezana FITIAVANA manazava ary manasitrana ny zavaboary rehetra
Izao dia Kristy velona ato amiko , iray @ Kristy aho
Izao dia lakan-drano mampita ny fitiavana, mampita ny fanasitranana
Avy ao @ fanahiko masina mankany @ tany
Hiparitaka mihotra ny rano manerana ny tany sy ny lanitra izany
Izao dia lakan-drano mampita ny hazavana, izao dia fahazavana masina
Ato anatiko avokoa ny anabaviko, ny rahalahiko
Ao @ ranomasina,ao @ tany sy ny rivotra
Ary mandrakotra ny zavaboary rehetra manerana izao tontolo izao
OM OM OM
VAVAKA FAMELANKELOKA
IREO REHETRA IZAY NANANA OLANA SY ADY TAMIKO REHETRA
NA TAMIN’NY FIAINANA TALOHA NA AMIN’IZAO FOTOANA IZAO
DIA HO TSOFINDRANO AVY @ FNAHY MASINA IZY IREO
ARY HO VOAVELA NY HELOKA REHETRA
HAHOMBY @ ASA REHETRA ATAONY IZY IREO
ARY HO AO ANATY FAHAZAVANA AVY @ FITIAVAN’ANDRIAMANITRA IZANY
OM OM OM
VAVAKA FANASITRANANA
Izao dia ao ampon’i Kristy
Kristy no hitantana ny fiainako
Kristy hanome ny herin’ny fanhy masina izay ato amiko
Ho feno hafaliana aho
E ! ny fanahiko masina, dia ho velona ato ampoko
Ny fahazavan’ i Kristy dia tsy handao ahy
Ny fitiavan’i Kristy dia tsy handao ahy
Eny efa fantatro izany
Izao dia IRAY ao @ fanahiko masina
Izao dia FITIAVANA
Izao dia MASINA
Kristy dia velona ato anatiko
FAMPIHARANA IREO VAVAKA ISAKY NY MARAINA
MIFOHA @ 5 maraina dia manomana ny vavaka
1 – manao ny vavaka asan’ny finoana ( vakina moramora @ fo feno hafaliana )
2- manao ny fisaorana an’ireo anjely sy ny vavaka rehetra voasoratra
3- manao ilay vavaka hibanjinana ny fahazavana Kristy eto Madagasikara sy ny tantsaha antsika
4- manao vavaka misaotra ny anjely (gabriely,Rafaely,Uriel,Michel)
5- manao vavaka ho firaisana @ Jesosy sy Anjely Uriel ary SYLVIE
6- manao vavaka manazava ny tany , sy ny olona rehetra avy ao à masoandron’ iKristy ao Mont Billat
NY HARIVA MISAOTRA NY ANJELY SY KRISTY ARY NY MPAMPIANATRA REHETRA
Merci seigneur CHRIST et M.Jésus de votre AMOUR et COMPASSION pour nous; nous rendrons notre âme au service de plan divin et obéissance aux ordres .
LE VERBE DOIT PRENDRA CHAIR PAR LES AFFIRMATIONS DES HOMMES.
O ! Humanité de la terre
La vie nait dans le triangle divin (Père – Mère – Fils) – (Sirius – Sanat kumara – Christ)
Les Anges et les êtres divins/divines, les Chohans tissent la trame de vie par les octaves de la lumière divine.
O ! Humanité le renouveau de la terre va renaitre
Il n’y a pas de naissance sans la Mère qui est la MATRICE de toute forme de vie
La semence de vie divine est donnée à l’humanité par LE VERBE DU SEIGNEUR DE TRIANGLE DIVINE
La MATRICE, la MERE du renouveau porte en elle cette SEMENCE DIVINE
C’est SL, la fille de JESUS, la porte-parole de CHRIST, de la Hiérarchie, des Maitres, des Anges
Le renouveau nait dans LES CŒURS DES HOMMES qui ont la FOI, l’AMOUR et OBEISSANCE au plan divin.
Chaque Âme a son expression dans le 7 octaves de la vie
Le verbe a été dit et prononcer tous les jours par les messages sans relâche depuis 7 ans
Maintenant la semence prendra racine dans les cœurs des hommes ;
Ceux qui frappent à la porte doivent avoir ses réponse selon leurs note dans l’octave de la vie ;
O ! Humanité, une Mère aimante, nourrissante et protectrice veut éduquer ses enfants dans l’Amour, pour l’Amour par son dur labeur.
O ! Cœurs empli d’Amour, écoute la musique divine qui te parle, qui te guide vers l’ouverture totale de ton être à la Naissance de renouveau en TOI pour la gloire de ta Mère ,de ton Père qui est le tout puissant (le triangle Divin).
La joie et la victoire est pour ceux qui sont courageux.
Unité et Amour
Jean jacques
En savoir plus :